Fanatitra sitrakao
Nampiditra: Belle
Sokajy:
Fanolorana,
1 Inona e ny fanatitra ankasitrahanao, ry Tompo?
(inona e fanatitra e)
Inona e ny fanatitra ankalazana anao, ry Tompo?
(ny mofo sy divay)
Ny mofo sy divay no fanatitra sitrakaoMba raiso ho tolotray, ho fanatitra sitrakaoMiaraka amin'ny tenanay, ny asanay, ny fiainanay,Tompo Andriamanitra รด.2 Ny fitia 'zay mameno ny androm-piainako rehetra
(no indro atolotro e)
Ho anao 'zay nameno ny androm-piainako rehetra
(ny mofo sy divay)