Raha nandray ny mofo

Nampiditra: louvamifaly1
Sokajy: Fanolorana,


1-  Raha nandray ny mofo
I Kristy ka nanao hoe
Ity no famonjena lehibe
 
Ity no Vatako, ity no Rako
Ataovy izao ho fahatsiarovana ahy
Mitsangana hitsena an’i Kristy
Ka hobio amin-kira hoe :

Voninahitra ho anao ry Ray tsitoha
Ny herinao dia lehibe tokoa
 
2- Raha nandray ny Kalisy
I Kristy ka nanao hoe :
Ity no famonjena lehibe

Ity no Rako, ity no Vatako
Ataovy izao ho fahatsiarovana ahy
Mitsangana hitsena an’i Kristy
Ka hobio amin-kira hoe :

Voninahitra ho anao ry Ray tsitoha
Ny herinao dia lehibe tokoa

3- Inty tany ity anie
Dia rako-java-tsoa
Mandalo vetivety mora loha


Eugene Hery - Tel +39 338 744 2412 (Italie) - [0.0068 s.] - Hanohana anay