Andriamanitra ô, mba henoy re ny antsoko Andriamanitra ô, mba henoy re ny tarainako Andriamanitra ô, efa fantatro fa ho azoko ‘Lay valin-teninao mahafa-po notadiaviko.