Na dia tsy misokatra aza

Nampiditra: louvamifaly1
Sokajy: Ranombavaka,


  • Fihirana Hasina p. "795

Na dia tsy misokatra aza ny molotray e,
Dia efa fantatrao, ry Ray e,
Izay mahasoa anay; (in-2)
Mba valio re ny vavakay,
Koa mihanta aminao ‘zahay e!

Ô ry Jesoa Mpanalalana ô,
Ô ry Jesoa vonjinay ô
Ô ry Jesoa Herinay ô
Anankinanay ny fiainanay


Eugene Hery - Tel +39 338 744 2412 (Italie) - [0.0947 s.] - Hanohana anay