Vory eto izahay ry Andriamanitra
Nampiditra: louvamifaly1
Sokajy:
Fidirana,
Vory eto izahay
Ry Andriamanitra Ray,
Hiaraka hidera Anao,
Hankalaza ny Anaranao.
Raiso
ny fonay, raiso ny sainay
Ho fianakavian’ny Ray
Ianao ry Jesoa ô,
No mpamonjy soa
Ianao no tokinay,
Izahay no tokinao.
Ry Fanahy Masina ô,
Ianao no mpampiray
Mitantana ny dianay,
Ho Paradisa ny fiainanay.