Anao irery, ry Jesoa

Nampiditra: Belle


  • Fihirana Hasina p. "381
  • Vavaka sy Hira p. "645

Anao 'rery, ry Jesoa,     Anao 'rery, (intelo)
Anao 'rery ny foko.        Ry Jesoa:
Tano mba hadio tsara;   Anao 'rery (intelo)
Tano mandrakizay.        Izahay.


 


Eugene Hery - Tel +39 338 744 2412 (Italie) - [0.0070 s.] - Hanohana anay