Amin'ny andron'ny Tompo, aleloia

Nampiditra: Belle


  • Fihirana Vaovao p. "402
  • Vavaka sy Hira p. "441
  • Fihirana Hasina p. "378
  • Ankalazao ny Tompo p. "114

Amin'ny andron'ny Tompo. Aleloia.
 
1 Ny nofo rehetra handray ny Fanahy. Aleloia. 
2 Dia hisy hamantarana izany eny ambony. Aleloia.
 
3 Fa hisy hamantarana koa eto an-tany. Aleloia. 
4 'Zay miantso ny anarany dia hovonjeny. Aleloia.
 
5 Fa tsy mba ho menatra ireo mino azy. Aleloia. 
6 Ny teniny haharitra mandrakizay. Aleloia.
 


Eugene Hery - Tel +39 338 744 2412 (Italie) - [0.0855 s.] - Hanohana anay