Tanora, mijoroa, misehoa ka mamirata

Tanora, mijoroa,
Misehoa ka mamirata (indroa)
Fa i Kristy filohantsika
Miandry anao.
 
1 Aiza ianao re, ry tanora?
 I Kristy miandry anao
 Ho mpitondra hafatra amin'ireo
 Mbola maizina.
 
2 Vavolombelon'i Kristy,
 I Kristy no fiainanao;
 Ny tarigetranao hanampy an'ireo
 Mbola maizina.
 
3 Ny fitsipika harahina hanampy anao:
 Mandray, mivelona ary mizara;
 Maro tokoa anie ireo
 Mbola maizina.


 

Nampiditra Belle
Fihirana Hasina p. 324
Vavaka sy Hira p. 639
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.009