Mitondra sampan'ôliva
1 Mitondra sampan'ôliva e, mitondra sampan'ôliva e,
Mitondra sampan'ôliva ny zanaky ny Hebrio e.
Hôzana hôzana, hôzana hôzana )
Any amin'ny avo indrindra. ) (indroa)
2 Ny zanaky ny Hebrio e, ny zanaky ny Hebrio e,
Ny zanaky ny Hebrio miara-mitsena ny Tompo e.
3 Miara-mitsena ny Tompo e, miara-mitesana ny Tompo e,
Miara-mitsena ny Tompo, mamelatra fitafiana e.
4 Mamelatra fitafiana e, mamelatra fitafiana e,
Mamelatra fitafiana, mihoby mihorakoraka e.
5 Mihoby mihorakoraka e, mihoby mihorakoraka e,
Mihoby mihorakoraka ho an'ny zanak'i Davida e.