Masina e ny Tompo Andriamanitra
Masina e, Masina e
Ny Tompo Andriamanitra e. (indroa)
Andriamanitry ny voaary e,
Tompon'izao tontolo izao e,
Andriamanitra mahery e,
Masina e, Masina e
Ny Tompo Andriamanitra e. (indroa)
1 Feno ny voninahitrao ny tany aman-danitra e, masina;
Hôzana, hôzana any amin'ny avo indrindra, masina.
2 Hosoavina anie 'lay avy amin'ny anaran'ny Tompo, masina;