Ho hitan'ny maso rehetra. 1 Ny Tompo no fahazavana. 2 Nomena ny tany tontolo. 3 Ny Tompo Mpanjaka mahery. 4 Mandidy ny tany tontolo. 5 Ho avy e 'lay be fahefana. 6 Mpitsara ny olon-drehetra. 7 Hiravo 'zay manaraka azy.