He, nasandratra. Nasandratr'Andriamanitra ny Tompo
He, nasandratra.
He, nasandratr'Andriamanitra ny Tompo.
Aleloia!
 
1 Nony levony fahafatesantsika.
 
2 Dia handova ny fiainana isika.
 
3 Izy niakatra eo anilan'ny Ray.
 
4 Mba handray ny fahefana tsisy fetra.
 
5 Dia handefa ny Fanahy ho antsika izy.
 
6 Ary ho mandrakizay ny fanjakany.

