Ô ry Zake ô, midìna haingana

Nampiditra: Belle


  • Fihirana Vaovao p. "477
  • Vavaka sy Hira p. "437
  • Fihirana Hasina p. "292
  • Ankalazao ny Tompo p. "267
  • Fihirana Dera p. "232

Ô ry Zake ô, midìna haingana
Fa tsy maintsy hiantrano
Ao aminao aho anio. (Lk. 19, 5)

(Lk. 2, 29-32) 

1 Eny, Tompo,
 Am-piadanana tokoa ankehitriny
 Andefasanao ity mpanomponao:
 Dia ho to 'zay voalazanao.
 
2 Fa satria:
 'Zany masoko nahita miharihary
 'Zato famonjena 'zay nomaninao
 Ho an'ireo firenen-drehetra.
 
3 Hazavana
''Zay hanilo ny vahoaka eran-tany
 Fa kiady kosa sady reharehan'i
 Israely vahoakanao.
 
4 Eny, Tompo,
 Mendri-dera ny fitiavanao anay
 Fa nirahinao ho anay ny Zanakao
 Hampiadana anay rehetra.


Eugene Hery - Tel +39 338 744 2412 (Italie) - [0.0267 s.] - Hanohana anay