Amim-panajana, amin-karavoana

Nampiditra: pissoa


  • Fihirana Dera p. "79

1 - Amim-panajana, - amin-karavoana

No anoloranay Anao - ry Tompo, ity hostia.

 

Fiv: Zanakao 'zahay, ka raiso 'ty fanatitray.

 

2 - Sorom-piderana - sy fitalahoana

No atolotray Anao - ry Rainay be fitia.

 

3 - Raiso hamasion, 'zay fandavan-tena

Mety vitanay anio - ho voninahitrao.

 

4 - Diovy si vimbino - omeo ny famonjena

'Zay manenim-po - mifona re, fa zanakao.


Eugene Hery - Tel +39 338 744 2412 (Italie) - [0.0078 s.] - Hanohana anay