Añay (agnay) dia mitsaoka anao
Añay e, añay e,
Añay dia mitsaoka anao )
Sy misaotsa anao e, )
Ry Zañahary e, ) (indroa)
(Andriamañitsa ô) )
1 Ry Fañahy Masina e,
Midiña aminay e )
(Midiña aminay e) )
Hañazava ny saiña e, ) (indroa)
(Andriamañitsa ô). )
2 Miaraka amin-dRamaria e, )
Miaraka amin-dRazôzefa )
(Ro anoloranay ny saotsa) ) (indroa)
Miaraka amin'ny Olomasina e, )
(Andriamañitsa ô).
3 Añao roa, Razezo ô,
Ro tianay ho nama-miaraka e, )
(Miaraka aminay isan'andro) )
Miaraka aminay isan'andro e, ) (indroa)
(Andriamañitsa ô). )
4 Mba irinay, ry Ray ô,
Ny hifañatrika aminao e )
(Miaraka amin'ny razañay) )
Sy ny zanakao rehetra ô, ) (indroa)
(Andriamañitsa ô). )