Ry Zank'ondrin'Andriamanitra
Nampiditra: Belle
Sokajy:
Zanak'ondry,
1 - 2 Ry Zank'ondrin'Andriamanitra,
Tompo ô, ianao no manala ny heloka e, )
Mamindrà fo aminay. ) (indroa)
3 Ry Zank'ondrin'Andriamanitra,
Tompo ô, ianao no manala ny heloka e, )
Omeo fiadanana izahay. ) (indroa)