Intý e 'lay Zanak'ondry

1 - 2 Intý e 'lay Zanak'ondry:
 Zanak'ondrin'Andriamanitra
 'Zay manala ny fahotan'ny olona,
 Mamindrà fo aminay.
 
3 Koa intý e 'lay Zanak'ondry:
 Zanak'ondrin'Andriamanitra
'Zay manala ny fahotan'ny olona
 Omeo fiadanana izahay.
 

Nampiditra Belle
Sokajy Zanak'ondry
Fihirana Vaovao p. 351
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0093