Fiv.: Fa miaro sy mitsimbina Andriamanitra e. 1. Tsy hanan-tahotra isika.
2. Raha ny tany dia hikoro.
3. Ny habakabaka hietry.
4. Saingy isika tsy hivena.
5, Sambatra isika nantsoiny.
6. Teniny mandrakizay!