Eo an-tananao, ry Tompo

Nampiditra: hery
Sokajy: Vavaka hariva, Trinité Masina,


  • Vavaka sy Hira p. "562
  • Fihirana Hasina p. "451
  • Vavaka sy Hira p. "461

Fiv.: Eo an-tananao, ry Tompo,
no ametrahako ny aiko.

1. lanao no nanavotra anay,
Ry Tompo Andriamanitry ny fahamarinana.

2. Voninahitra arie ho an'ny Ray,
Sy ny Zanaka sy ny Fanahy! 


Eugene Hery - Tel +39 338 744 2412 (Italie) - [0.0074 s.] - Hanohana anay