Fiv.: Hirao hafaliana ny Tompo Andriamanitsika!
Hobio hafaliana ny Tompo ilay herintsika!
1. Derao ny Tompontsika,
Ry Firenen-drehetra
Derao ny Tompontsika,
Ry Fokom-pirenena.
2. Voninahitra anie ho an'ny Ray,
Voninahitra anie ho an'ny Zanaka;
Toy izany koa ho an'ilay
Fanahy Masina.