Ao aminao e ny loharanon'aina
Nampiditra: hery
Sokajy:
Trinité Masina,
- Vavaka sy Hira p. "457
- Fihirana Hasina p. "406
Fiv.: Ao aminao e ny loharanon'ainaNy hazavanao no ahitanay hazavana. 1. Ry Tompo, mba mahasoa ny fitiavanao.
2. Voninahitra anie ho an'ny Ray sy ny Zanaka
Voninahitra anie ho an'ny Fanahy Masina.