Ny Tenin'ny Ray mahefa 'zay tonga nofo e, no indro fa miara-monina amintsika

Ny Tenin'ny Ray mahefa 'zay tonga nofo e,
no indro fa miara-monina amintsika

 
1 Ny Tompo eo anivontsika no fiantso azy e,
 
2 Haharitra tsisy fetra ny fanjakany e.
 
3 Hanavotra antsika ho afaka amin'ny ota e.
 
4 Ary izy no mpampihavana ny tany e.
 

Nampiditra Belle
Sokajy Noely
Fihirana Vaovao p. 316
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0092