Vavaky ny Eglizy (VFA) 1.4.0
Fanitsiana 5 oktobra 2026
- Nampidirina ny salamo fanaingana (Salamo 94)
- Fanitsiana ny tsy nety teo amin'ny fety sasany
- Fanitsiana lahatsoratra vitsivitsy
Fanitsiana 7 oktobra 2026
- Endriky ny soratra
- Navahina ny tetiandro
- Fanitsiana daty banga
- Fanamaivanana ny angona.
(Misy version roa ireto, ny vfa-1.4.0.apk no mandeha amin'ny ankamaroan'ny finday. Raha tsy mandeha amin'ny findainao izay vao andramo ny vfa-v7a-1.4.0.apk)
Azonao atao ihany koa ny maka azy ao amin'ny Play Store sy App Store
Files
vfa-1.4.0.apk (9 downloads.)
vfa-v7a-1.4.0.apk (8 downloads.)