Vavaky ny Eglizy 1.2.0

Nivoaka ny 25 septambra 2026

  • Afaka mampiditra fanovàna rehefa misy fanitsiana lahatsoratra. (Mila data internet)
  • Nafindra ao amin'ny "fikiràna" (paramètres) ny fanovàna fomba famakiana sy ny endrika
  • Ao amin'ny "fikiràna" ihany koa ny fampidirana fanovàna nolazaina tetsy ambony.
  • Fanitsiana lahatsoratra vitsivitsy.

(Misy version roa ireto, ny vfa-1.2.0.apk no mandeha amin'ny ankamaroan'ny finday. Raha tsy mandeha amin'ny findainao izay vao andramo ny vfa-v7a-1.2.0.apk)

Azonao atao ihany koa ny maka azy ao amin'ny Play Store sy App Store

Files
vfa-1.2.0.apk (7 downloads.)
vfa-v7a-1.2.0.apk (6 downloads.)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0076