Vavaky ny Eglizy 1.0.1
Ny « Vavaky ny Eglizy » na koa Vavaka Fanamasinana ny Andro (Vfa) dia rindranasa natao hanampiana ny kristianina rehetra (lahika, relijiozy, pretra, fikambanana masina) hiray fo sy feo amin’ny fivavahana ofisialin’ny Eglizy Katolika maneran-tany amin’ny alalan’ny Vavaka Fanamasinana ny Andro (Bireviery).
Ity rindranasa ity dia ahitana ny vavaka sy ny litorjia feno amin'ny teny malagasy, manamasina ny ora rehetra amin'ny andro sy ny alina.
Alaivo ilay hoe Vfa-1.0.1.apk izay tokony handeha amin'ny finday rehetra afatsy izay mbola mampiasa teknolojia taloha.
Raha tsy mandeha amin'ny findainao dia andramo ilay vfa-v7a-1.0.1.apk
Files
vfa-1.0.1.apk (
12 downloads.)
vfa-v7a-1.0.1.apk (
11 downloads.)