Baiboly Katolika 3.5.1
/!\ Tandremo: Alohan'ny hanaovanao mise à jour dia tehirizo amin'ny toerana hafa ny andininy voatahiry teo aloha. Fa manomboka amin'ity version 3.5.1 ity dia miova ny fitehirizana andininy. Miala tsiny noho ny fiovana.
Nivoaka ny 17/02/2025
- Novaina tanteraka ny fitaovana nampiasaina
- Azo halehibeazina sy hakelezina ny soratra
- Nohatsaraina ny fitadiavana
- Nohatsaraina ny fitehirizana lahatsoratra
- Azo tehirizina koa ny vokatry ny fikarohana.
- Nohatsaraina ny lisitry ny tahiry.
Files
baibolykatolika-3.5.1.apk (
49 downloads.)