Fihirana Katolika 7.3.0

15/08/2026

Nampidirina ireo hira sy fanitsiana vao nampidirin'ny namana.

Misy apk karazany 3 ireto. Ny tokony handeha amin'ny android rehetra dia ilay arm64-v8a

Raha tsy mandeha amin'ny findainao io dia ampiasao ilay v7a

  • Azonao alalina ao amin'ny Play Store: Jereo eto
  • Azonao alaina ao amin'ny App Store (iPhone): Alaivo eto

 

Files
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0072