Fandraisana

Fandraisana

Fihirana katolika hitehirizana ireo hira ao amin'ny fihirana fampiasa amin'ny litorjia katolika.

Eto amin'ity toerana ity no hanangonana ireo hira izay hampiasaina amin'ny Fihirana Katolika Android.

 

Tahatahaka izao ny endriky ny Fihirana Katolika Android...izay efa vita saingy mbola miandry ny hira ho betsabetsaka.

Vaovaon'ny Fihirana Katolika Android

Nanomboka tamin'ny 18 aogositra 2013 no navoaka voalohany ity fitaovana ity. Azo jerena ao amin'ny http://goo.gl/lkdYIB avy hatrany.

Version 2.0

29/11/2013

  • Lisitry ny salamo
  • Azo tehirizina ny hira mba ho mora iverenana

Version 1.7

07/10/2013

  • Nahitsy ireo hira tsy nisy pejy

Version 1.6

    15/09/2013
  • Novaina ny fampidirana pejy rehefa ao amin'ny fihirana
  • Ao amin'ny fitadiavanahira, tonga dia misy hoe Search ny clavier
  • Hita ao amin'ny menu "mombamomba" ny isan'ny hira ao anaty fihirana.

Version 1.5

    14/09/2013
  • Tsy maty ny écran raha mbola misokatra ny hira
  • Misy hoe tohiny eo amin'ny hira hita raha mihoatra ny 50
  • Fanitsiana vitsivitsy

Version 1.4

  • Quelques erreurs fixées.
  • Plus de 1000 cantiques
  • Mise à jour de base de données désactivée à cause des erreurs

Version 1.2

  • Misy hira 700
  • Nahitsy ny olana mikasika ny fampidirana hira avy amin'ny site ho an'ny Android 4.x

Version 1.1

  • Misy hira 600
  • Afaka ampidirina ny hira vaovao avy any amin'ny site raha misy internet

Version 1.0

  • Nivoaka voalohany
  • Misy hira 324

Hametraka hevitra

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0445