Conditions d'utilisation

(version malgache en bas)

L'application "Raozery amim-peo" aide le chrétien à prier le saint Rosaire avec des voix préenregistrées. Quand il est impossible d'utiliser le chapelet on peut utiliser cette application pour reciter le rosaire.

L'application permet de changer les voix préenregistrées. On peut, par exemple, enregistrer les voix de sa propre famille, ou de son groupe de prière. On peut aussi prendre des voix déjà préenregistrées.

Pour cette fonction d'enregistrement l'application "Raozery amim-peo" utilise le micro de votre téléphone. Cette utilisation du micro demande, donc, votre autorisation. Nous vous assurons que l'application utilise le micro seulement pour cette fonction précise d'enregistrer quand c'est vous qui la demander.

Pour avoir d'informations supplémentaires, vous pouvez nous contacter par email contact@katolika.org

Momba ny fampiasana ny application Raozery amim-peo

Ny application Raozery amim-peo dia application natao hanampy anao hivavaka ny Raozery Masina. Ny feo voarindra sy voatahiry ao anatin'ny finday no solon'ny sapile ka na sendra tsy misy na tsy afaka mitazona sapile aza ianao dia afaka tohizana hatrany ny Raozery. Mifantoka amin'ny vavaka ny saina amin'izay fotoana izay fa tsy variana manisa.

Misy safidy hahafahanao manova ny feo ampiasaina ao, ka azonao soloina izay feo hafa mety hanampy anao be be kokoa ny feo efa ao. Azonao alaina feo ny fianakavianao, ny mpiara-miangona, na feo hafa amin'ny teny hafa koa aza.

Noho io fahafahana manova feo io dia mampiasa ny fandraisam-peo ny application Raozery amim-peo. Mila ny fankatoavanao, noho izany, ny fampiasana ny fandraisam-peo. Koa rehefa mampiasa ny application Raozery amim-peo ianao dia manaiky fa mahalala ny fisian'io fitaovana fandraisam-peo io. Ny fitaovana fandraisam-peo dia handraisana ny feo izay ilainao ihany ary tsy misy antony hafa.

 

Hametraka hevitra

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0354