RY FO MASIN'i JESOA MIVAVAHA HO ANAY

ZOMA VOALOHANY VOLANA

Fotoana manokana HANAJANA ny FO MASIN'i JESOA,
izay FO fatram-pitiavana antsika olombelona.
Fotoana hivavahantsika miaraka ao anaty fianakaviana Sady hahatsiarovantsika manokana koa hivavaka ho an'ny Fianakaviana.

Ry Fo masin'i Jesoa mivavaha ho anay ! tsindrio eto

 

 

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2023 - page load 0.0079