Vavaka mialohan'ny handraisana fanapahan-kevitra
Jesoa Tompo ô, ampianaro ahy ny lalanao. Enga anie hifanaraka amin'ny sitraponao izay safidy rehetra ataoko, ka ny fanapahan-kevitra raisiko dia mba ho araka izay atoron'ny Fanahinao Masina.