Lisitry ny Vatsim-panahy

Daty Lohateny Nanoratra
20/07/2013 Fa Maria no nifidy ny anjara tsara indrindra izay tsy halana aminy admin
13/07/2013 Tompo ô, inona no hataoko hahazoako ny fiainana mandrakizay? admin
06/07/2013 Be ny vokatra, fa ny mpijinja no vitsy admin
29/06/2013 Hanaraka anao aho, na aiza na aiza halehanao admin
22/06/2013 Ataon’ny vahoaka ho iza moa aho? admin
15/06/2013 Iza moa ity no mamela heloka? admin
08/06/2013 Mpaminany lehibe no efa niseho eto amintsika, ary Andriamanitra efa namangy ny olony admin
01/06/2013 Tamin’izay noraisin’i Jesoa ny mofo dimy sy ny hazandrano roa, dia niandrandra ny lanitra izy ka nitsodrano azy admin
25/05/2013 Ahy izay rehetra ananan’ny Raiko admin
18/05/2013 Ny Fanahy Masina, izay hirahin’ny Ray amin’ny anarako, no hampianatra anareo ny zavatra rehetra admin
11/05/2013 Ray ô, tiako hiaraka amiko, any amin’izay itoerako, ireo nomenao ahy, mba hahita ny voninahitra nomenao ahy admin
04/05/2013 Fiadanana no avelako aminareo, fiadanako no omeko anareo admin
27/04/2013 Mifankativa ary aoka ho toy ny nitiavako anareo no hifankatiavanareo admin
20/04/2013 Ny ondriko mihaino ny feoko, izaho mahalala azy, ary izy manaraka ahy admin
13/04/2013 Hianao mahalala ny zavatra rehetra, Tompoko, ka fantatrao fa tiako hianao admin
06/04/2013 Ho aminareo anie ny fiadanana! Tahaka ny nanirahan’ny Raiko ahy no anirahako anareo koa admin
30/03/2013 Dia niditra koa ilay mpianatra izay tonga taloha teo amin’ny fasana, ary nahita ka nino admin
23/03/2013 Hankalazaina anie ny Mpanjaka avy amin’ny anaran’ny Tompo! admin
16/03/2013 Izaho koa tsy hanameloka anao… Mandehana, ka aza manota intsony admin
09/03/2013 Fa ity zanako ity dia maty ka velona indray, ary very ka hita indray admin
 < 1 2 3 4 5 6 7 8 9 10 11 12 13 14 15 16 17 18 19 20 21 22 23 24 25 26 27 28 > 

Eugene Hery - Tel +39 338 744 2412 (Italie) - [0.0990 s.] - Hanohana anay