Lisitry ny Vatsim-panahy

Daty Lohateny Nanoratra
05/04/2014 Izaho no fananganana sy fiainana; izay mino ahy, na dia maty aza, dia ho velona indray admin
29/03/2014 Fa izao ihany no fantatro : jamba aho taloha ary mahiratra aho ankehitriny admin
22/03/2014 Ny haniko dia ny manao ny sitra-pon’izay naniraka ahy, sy ny manatanteraka ny asany admin
15/03/2014 Dia niova tarehy teo anatrehany izy admin
08/03/2014 Ary tamin’izay dia nentin’ny Fanahy nankany an’efitra Jesoa admin
01/03/2014 Koa katsaho àry aloha ny fanjakan’Andriamanitra sy ny fahamarinany admin
22/02/2014 Koa aoka ho lavorary hianareo tahaka ny fahalavorarian’ny Rainareo izay any an-danitra admin
15/02/2014 Tsy tonga handrava aho, fa hanatanteraka admin
08/02/2014 Hianareo no fanasin’ny tany... Hianareo no fahazavan’izao tontolo izao admin
01/02/2014 Dia nentiny ho any Jerosalema izy mba hatolotra amin’ny Tompo Ahitsio
25/01/2014 Avia hanaraka ahy, fa hataoko mpanarato olona hianareo Ahitsio
18/01/2014 Ary nahita aho ka milaza marina fa izy no Zanak’Andriamanitra Ahitsio
11/01/2014 Ary indro nisokatra taminy ny lanitra, ka hitany ny Fanahin’Andriamanitra nidina tahaka ny voromailala nankeo amboniny admin
04/01/2014 Ary rahefa tafiditra tao an-trano izy, dia nahita ny Zazakely sy Maria reniny, ka niankohoka nitsoaka azy admin
28/12/2013 Mifohaza hianao, ka ento ny Zazakely sy ny reniny admin
24/12/2013 Fa ny Teny ihany no tena Fahazavana, izay manazava ny olona rehetra tonga amin’izao tontolo izao admin
21/12/2013 Ry Josefa, zanak’i Davida, aza matahotra hampakatra an’i Maria vadinao, fa ny Zaza ao an-kibony dia avy amin’ny Fanahy Masina admin
14/12/2013 Hianao va no Ilay ho avy, sa mbola hafa no andrasantsika? admin
07/12/2013 Mibebaha hianareo, fa efa akaiky ny fanjakan’ny lanitra admin
30/11/2013 Aoka ary ho vonona koa hianareo, fa ho avy amin’ny ora tsy ampoizinareo ny Zanak’olona admin
 < 1 2 3 4 5 6 7 8 9 10 11 12 13 14 15 16 17 18 19 20 21 22 23 24 25 26 27 28 > 

Eugene Hery - Tel +39 338 744 2412 (Italie) - [0.2213 s.] - Hanohana anay