Vatsim-panahy
Didy vaovao no omeko anareo, dia izao : Mifankatiava

Ny fetin’ny Mpiandry ondry tsara no nankalazaintsika tamin’ny Alahady heriny, io no fotoan-dehibe natokana indrindra hivavahana mba ho maro ireo antsoin’Andriamanitra ho mpisorona ka ho mpiandry ondry misolo tena an’i Kristy hitory ny Vaovao Mahafaly sy hisazara ny sakramenta... (
tohiny)
Sorona Masina

Vavaka
Vaovaom-piangonana
Hafatry ny Papa
Vakiteny anio
Talata Fahadimy amin'ny Paka
Vakiteny I :
Asa. 14,19-28.
Salamo :
Sal. 145,10-11.12-13ab.21.
Evanjely :
Jo. 14,27-31a.