Vatsim-panahy

Andriamanitra ô, mamindrà fo amiko, fa mpanota aho

Homba antsika mianakavy mandrakariva anie ny Fiadanan’ny Tompo Jesoa.   Nanao ity fanoharana ity i Jesoa ho fananarana sy fanitsiana ireo miseho milay ka matoky tena ho marina sy be tatasika manebaka ny namany. “Nisy roa lahy niakatra hivavaka tany an-tempoly: Farisiana ny iray ar... ( tohiny)

Vakiteny anio

Zoma Faharoa amby telopolo tsotra Mandavan-taona
Vakiteny I : Fah. 13,1-9.
Salamo : Sal. 19,2-3.4-5.
Evanjely : Lk. 17,26-37.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1414