Fanontaniana manitikitika

Pascal2 ( 31/01/2021 16:44)
Ny momba an ny pilopitra ao ampiangonana, aiza no tokony hamakiana ranombavaka, ny eny ankavian ny ôtely sa ankavanana? Aiza ihany koa no tokony hampiasain ny mpitarika rehefa fotoam-bavaka tsy misy ... tohiny
Pascal2 ( 31/01/2021 16:40)
Mahakasika ny fotoam-pivavahana tsy misy pretra, ny katesista na masera na izay mpitarika hafa ve afaka manao ny hoe:"Homba antsika mianankavy anie ny Tompo"? Raha araka ny fahalalako dia hatreo amin ... tohiny
dericrahari ( 29/08/2019 09:11)
Bonjour ina avy kay ireo famatatrana 9 ita maso ny Fanahy masina?Misaotra tompoko.... tohiny
Ramadinirina ( 28/02/2018 15:51)
Salama tompoko. Mba mila fanampiana amin'ny litorjia katolika fa mila manomana litorjia mariazy, izany hoe manomboka amin'ny hira fidirana ka hatramin'ny fivoahana tao am-piangonana. Mba mila ny filah... tohiny
novalian'i admin ny 04/03/2018 07:32
NoroFrance ( 13/06/2016 05:22)
Salama e, sao mba misy afaka manome ireo sori-dalana 6 eto @ diosezy (Tana) azafady? Misaotra betsaka... tohiny
MinoRANAIVO ( 22/03/2016 06:04)
Miarahaba tompoko, Mba saika hanontany ny momba ny fifindrana ho katolika aho. Toy izao manko ny cas misy ahy: - Nanambady katolika aho ary vita mariazy tany am-piangonana izahay, - izaho efa vita b... tohiny
novalian'i hery ny 22/09/2016 07:41
kikie ( 31/03/2015 10:45)
Miarahaba antsika rehetra, Saika mba hanontany kely, amin'ilay "Zanak'Ondry izay manala ny fahontan'izao tontolo izao mamindra fo aminay ...." iny ve mandona tratra sa tsy mandona intsony , ny any a... tohiny
zandrikely ( 26/03/2015 09:41)
salama daholo tompoko , efa napetrako ty fanontanina ty oe fa maninona kay ny mompera refa maha any ambanivohitra any de RESABOLA FONA no betsaka , efa miezaka ny k... tohiny
novalian'i zanatsira ny 02/06/2015 12:13
virginie2014 ( 28/07/2014 13:49)
Miarahaba anareo! Mila ny torohevitra avy aminareo za. Misy olona miaraka @ko dia manana fikasana ny hanao mariazy ze. Ny olona anefa dia izy protestant, za katolika ary samy tsy misy te ifindra fian... tohiny
novalian'i Dominos ny 24/02/2021 07:02
kikie ( 23/06/2014 10:52)
Miarahaba antsika mpiray dinidinika, Saika mba hanontany hoe aizy no misy ilay boky Sata Diosezy ? dia ohatrinona azafady. Misaotra mialoha. ... tohiny
kikie ( 20/06/2014 10:14)
Miarahaba antsika rehetra mpanaraka, Mba saika hanontany raha mba misy manana ireo tantaran'ny Olomasina . Misaotra mialoha... tohiny
Andrekim ( 08/06/2014 17:18)
Salama tompoko! mba mitady ny hevitra mahakasika anio andalana soratra masina io ny tenako. Matio13;55-56. fanontaniako dia izao, moa ve rahalahin'i Jesoa sy anabaviny ara-bakiteny reo voateny eo ireo... tohiny
novalian'i admin ny 11/08/2014 08:39
kikie ( 17/03/2014 12:58)
Miarahaba antsika rehetra mpiray dinidinika, Mba saika hangata-panazavana ny momba ny "Zoma voalohany " sy ny "Pellérinage" azafady, ny olona ohatra ny ahona no afaka manao azy ary inona no tanjona... tohiny
novalian'i kikie ny 26/03/2014 10:57
rimimiri ( 18/11/2013 16:23)
Fa ahoana kay no tsy misy fihirana katolika ho an'ny IPad fa androïde ihany? Sa aiza no mety mahita? Misaotra mialoha... tohiny
novalian'i rimimiri ny 12/03/2014 17:20
jeannick15 ( 30/08/2013 12:47)
Azafady Tompoko, Maniry tompoko mba hampitaina ny hafatra any amin'ireo Mpitondra fivavahana katolika eto Madagasikara, mba hatsangana ny Mpiandry na izay azo hatao anarany, raha tsy mety ny Laika dia... tohiny
SAMLANDY ( 22/05/2013 12:29)
Gaga amin'ireto olona milaza nahita faminaniana ireto aho re olona fa tena malaza sady maro anie ry zareo zao eto Madagasikara, Nahoana àry no taomin-dry zareo hitovy amin'ny finoan'i Tomas ny olombe... tohiny
Barry76 ( 24/04/2013 16:48)
Ahoana kay Tompoko ny mety ahazoana ny Baiboly @ finday. efa namaky ilay atsy ambadika ihany aho fa tsy misy azoko.... tohiny
novalian'i admin ny 17/05/2015 19:43
sajc ( 24/01/2013 12:10)
mba ataovy hoatra ry zareo protestanta e merci... tohiny
admin ( 17/01/2013 07:14)
Hira fampiasa amin'ny Litorjia Hampiditra hira... Tohiny... tohiny
( 11/01/2013 01:50)
... Tohiny... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0127