Applications

Sorona Masina 20200510 apk
  • 10 mey 2020
    • Fanatsarana teknika (mampiasa Room)
    • Mise à jour mivantana
    • Voahitsy ho azy ny lahatsoratra raha toa ka misy diso ka misy internet
    • Icone hahafahana mizara ny daty
  • 20 desambra 2019
    • Fampidirana daty vitsivitsy
    • Fanatsarana teknika
    • Mandeha ny fampatsiahivana isaky ny misy m more...
Lalan'ny Hazofijaliana 1.1

Nalaina tao amin'ny Vavaka sy Hira

03/04/2020

  • Version 1.1
    • Nahitsy ny olana nisy teo amin'ny Android version 5
more...
Raozery amim-peo 1.2

Raozery amim-peo misy ny feo avy amin'ny Radio Don Bosco

Lehibe kokoa

more...
Baiboly Katolika Android

Baiboly Katolika Malagasy amin'ny Android.

Dikateny tamin'ny 1938 nahitsin'ny katolika.org tsikelikely

more...
Fihirana Katolika 5.7

Version 5.7

  • 28/10/2019
  • Fanatsarana teknika (recyclerview)
  • Fanatsarana ny fitadiavana (voatahiry ny notadiavina farany)
  • Fanatsarana ny fijerena salamo
  • Miseho avy hatrany ny lisitra (voatahiry ny pejy nojerena farany)
  • Fanitsiana tsipelina sy endri-tsoratra maro (isaorana Joseph Rahasa)
more...

Eugene Hery - Tel +39 338 744 2412 (Italie) - [0.0650 s.] - Hanohana anay