Vatsim-panahy

Andriamanitra ô, mamindrà fo amiko, fa mpanota aho

Homba antsika mianakavy mandrakariva anie ny Fiadanan’ny Tompo Jesoa.   Nanao ity fanoharana ity i Jesoa ho fananarana sy fanitsiana ireo miseho milay ka matoky tena ho marina sy be tatasika manebaka ny namany. “Nisy roa lahy niakatra hivavaka tany an-tempoly: Farisiana ny iray ar... ( tohiny)

Vakiteny anio

Alarobia Faharoa amby telopolo tsotra Mandavan-taona
Vakiteny I : Fah. 6,2-11.
Salamo : Sal. 82,3-4.6-7.
Evanjely : Lk. 17,11-19.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1652