Fanolorana ny Andro

Andriamanitra, atolotro Anao ny hevitro, ny teniko, ny asako, ny hafaliako sy ny fijaliako rehetra. Dia atambatro amin'ny fijalian'i Jesoa Kristy izany ho fanalana ny fahotako. Sakano aho anio tsy hanao ratsy, ary ataovy izay tianao amin'ny tenako sy ny zavatro rehetra. Tahio aho hanaraka ny sitraponao masina amin'ny fo mazoto.

Hametraka hevitra

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0192