Fampianarana avy amin'i Mgr Benjamin Ramaroson Alahady tsotra faha 2 Taona B

Alahady 18 Janoary 2015
ALAHADY TSOTRA FAHA-2 - Taona B
Miditra amin'ny Alahady tsotra mandavan-taona isika rehefa avy nankalaza ny Batemin'ny Tompo tamin'ny Alahady lasa sady namarana ny vanim-potoan'ny Noely.
MIANTSO ANTSIKA ANDRIAMANIT...RA, MIANDRY VALINY AVY AMINTSIKA IZY. KA REHEFA MAMALY NY ANTSONY ISIKA DIA HO RAISINTSIKA HO TENY FILAMATRA NY HOE :
"MITENENA TOMPO Ô FA MIHAINO NY MPANOMPONAO"
Ankafaliana no anasana antsika hihaino ny vakintey atolotry ny fiangonana androany sy ny fampianarana avy aminy Raiamandreny Arseveka Mgr Benjamin Ramaroson.
Hifampivavaka miaraka amin’i Masina Maria

http://youtu.be/878U67a1Ecs

Hametraka hevitra

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0108