Mgr Benjamin Marc RAMAROSON Arsevekan'Antsiranana

AMPITAMPITAO fa MAHASOA

Faly miarahaba isika rehetra.

"Tsy isika fa ny fahasoavan'Andriamanitra no miaraka amintsika"

Ankafaliana no ilazana amintsika fa  manana Ray aman-dReny am-panahy  afaka manome isan'andro ny vatsim-panahy isika.

Dia avy amin'i Arseveka Mgr Benjamin Ramaroson,  aminy alalany Twitter.

Koa aza misalasala manokatra kaonty Twitter mba hahafahanareo mandray izany hafatra izany.

Hifampivavaka miaraka amin’i Masina Maria.

https://twitter.com/OloAraiky?s=04

Hametraka hevitra

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0115