Mgr Benjamin Ramaroson : FAMPIANARA ALAROBIA NY LAVELONA

18 febroary 2015 : ALAROBIA FANOSORANA LAVENONA

Midiitra amin'ny vanim-potoanan'ny karemy isika izay hitondra antsika amin'ny fankalazana ny Paka fototry ny finoantsika.

1- Inona marina ny karemy,...
2- Inona ny toe-panahy hivelomantsika mandritra ny karemy
3- Inona ny ezaka miandry antsika araka ny hafatrin'ny Papa Ray Masina hoe : MIFIKIRA TSARA AMIN'NY FINOANA SY NY FIAINANA MAHA-KRISTIANINA amin'izao karemy izao.

Loha-hevitra telo no fampianarana avy aminy Raiamandreny Arseveka Mgr Benjamin Ramaroson, izay anasana antsika an-kafaliana ny hihaino azy sy ireo vakiteny atolotry ny fiangonana androany.

Hifampivavaka miaraka amin’i Masina Maria

Tsindrio eto hihainoana ny vakiteny sy ny toriteny

 

Hametraka hevitra

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.01