FO MASIN'I JESOA mpiaro ny diosezin'Antsiranana : Fampianarana avy amin'i Mgr Benjamin Ramaroson

ANDRO ANKALAZANA NY FO MASIN'I JESOA, mpiaro ny diosezin'Antsiranna.
Mba tsy ho sentosento fotsiny ny hanajanay anao ry Fo masin'i Jesoa
Fa ho APOSTOLY feno fitiavana sy fanetrentena tahaka anao izahay.

Ry Fo masin'i Jesoa, mpiaro ny Fiangonanay
Fo malalanay tokoa
Mamindra fo aminay
Ry Fo masin'i Jesoa , mpiaro ny Fiangonanay
Fo malalanay tokoa
Ekeo ny vavakay


Atolotra antsika ankafaliana ireo vakiteny sy salamo atolotry ny fiangonana ary ny fampianara avy amin'ny Raiamandrenintsika Mgr Benjamin Ramaroson

Tsindrio eto hihainoana ny vakiteny sy ny salamo atolotry ny fiangonana

Hametraka hevitra

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0149