Madagasikara

Nampiditra : admin
Daty : 06/09/2011

Hevitra

zemjos - 10/07/2014 09:09
Ny Pretra lehibe ao anaty paroasy iray ve dia tokony hanana toe-tsaina sy fahefana handrara olona iray tsy ilatsaka ho fidiana ho Filohan'ny Filankevitra Paroasialy? Anefa io olona raràna io dia tena mitondra ny vahoakan'Andriamanitra amin'ny lalana marina fa tsy variana mirevy manao fianan'izao tontolo izao!!! mba mila soso-kevitra aminareo aho satria ho viravirain'ny Demony tanteraka ny Paroasy raha olona mpijangajanga sy Mpimamo no hitondra ny Paroasy !!
Valio zemjos
admin - 10/07/2014 09:51
Raha hoe ny fahefana dia manana tokoa ny pretra tompom-paritany. Fa ny hoe manapatra fahefana ve izy no tokony hodinihina.
Nilaza ny antony nanakanany an'io olona io ve ilay pretra? Voaporofo ve izany antony izany?
Valio admin

Hampiditra hevitra


Eugene Hery - Tel +39 338 744 2412 (Italie) - [0.1106 s.] - Aidé par Evanjelyanio.org