Md. Célestin I - 6 aprily

Papa (faha 43) ny taona 422 ka hatramin'ny taona 432 (✝ 432) - Nanana fiahiana manokana momba ny fanitarana ny Fiangonana izy ka nahatonga azy nanangana voalohany ny diosezy tany Grande Bretagne sy tany Irlande.

Niantso ny Konsily tany Efezy izy izay nanome voalohany an'i Maria ny fiantsoana hoe Renin'Andriamanitra

 

Nampidirin'i admin

Hametraka hevitra

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0529