Md. Martin I - 13 aprily

Martin no ilay Papa voafidy ny volana Jolay 649. Teraka tao Toscane ary voatendry ho "légat"n'ny Papa Ray masina tao Constantinople . Ny taona voalohany naha Papa azy dia nampiantso Kônsily tao Latran, namaritra lalàna teôlôjika nanameloka ny fampianaran-diso naelin’ny Amperora bizantinina Eraclus tamin’ny taona 638. Ny volana Jiona 653, nosamborin’i Amperora Constan faha-2 i Martin ary nentina tany
Constantinople nogadraina ary naondrana tany Crimée ary maty tao ny taona 655. Nantsoina hoe:martiry I Martin voalohany ary tsy lefy laza ny lazany .

Loharano: Radio Don BoscoM

Nampidirin'i admin

Hametraka hevitra

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0098