Md. Jules I - 12 aprily

Ankalazaina ny 12 aprily. Papa ny taona 335-352. I Md. Jules I no papa faha 35. Niady mafy tamin'ireo tsy mpino an'i Kristy ho Andriamanitra izy. Nampalaza azy indrindra ny niezahany sy nampianarany ny fitazomana ny finoana an'Andriamanitra Trinité Masina. Nisy tokoa mantsy ireo izay niezaka nanely hoe Andriamanitra tokana olona tokana tanteraka Andriamanitra fa i Kristy dia tsy olona ao amin'Andriamanitra Trinité Masina. 

Nivory imbetsaka tamin'ny Konsily mihitsy ny Kristianina hanamafisana ny misterin'ny Trinité Masina ka anisan'izany ny natao tao Sardique (Sofia ao Bulgarie amin'izao fotoana izao) izay nantsoin'i Papa Jules I. 

Nampidirin'i admin

Hametraka hevitra

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.044