Md. Benjamin - 31 martsa

Niaina tany amin’ny taonjato faha 5 tao Irak i Masindahy Benjamin, ary ny Tempoly hoan’ny masoandro no tena niankohofan’ny Persa tamin’izany. Lasa adala ny Eveka tao antoerana tamin’izany ka noravany io Tempoly io.
Tezitra noho izany ny Panjaka teo antoerana ary namoaka didy hanenjehana ny Kristianina ka anisan’izany I Benjamin diakra tamin’izany fotoana izany satry nambara fa ny fampianarana nataony dia nampibebaka olona maro ho lasa Kristianina.Nampijaliana I Benjamin, noheloina ho faty satria niankoaka tamin’I Kristy fa tsy teo amin’ny masoandro.

Ny hoe Benjamin dia avy amin’ny teny “Ebrio” hoe “ben yamîn” midika hoe zanaka lahy mahintsy.

Loharano: Radio Don Bosco

Nampidirin'i admin

Hametraka hevitra

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0101