Mb. Clémence - 21 martsa

I Masimbavy Clémence d’Öhren dia niaina tany amin’ny taonjato faha-12.
Rehefa maty ny vadiny izay Comte de Spanheim, dia nozarainy tamin’ny mahantra ny fananany ary lasa izy niditra tao amin’ny fikambanana Relijiozy Benediktinina tao Trève tany Allemagne ary tao izy no nodimandry ny 21 Marsa 1176.

Loharano Radio Don Bosco

Nampidirin'i admin

Hametraka hevitra

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0805