Md. Eucher - 20 febroary

Teraka tamin’ny 697 i Eucher. Tanora tia vavaka sy manam-pahaizana izy ary tena be fitiava-namana. Nirotsaka ho relijiozy mpitokamonina i Eucher ka nigagàna ny fiitiavany ny Sakramenta Masina sy ny fanetrentenany.
Voatendry ho Eveken’i Orléans ary naneho fahasahiana lehibe nananatra an’i Charles Martel mpanjakan’i Frantsa hoe : « Nahoana ianao ni sahy manafika an’Andriamanitra sy mampijaly ny Fiangonana ? Fantaeo fa hanadina anao amin’ny ratsy vitanao i Kristy ». Ny t aona 778 izy no maty.

Nampidirin'i admin

Hametraka hevitra

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0694